Radio Feon’i Faratsiho 94.2 MHz dia onjam-peo miorina ao amin’ny distrikan’i Faratsiho, manome fandaharana ara-panahy, ara-kolontsaina ary ara-tsosialy ho an’ny mponina sy ny mpihaino maneran-tany. Alefa mivantana amin’ny onjam-peo sy amin’ny Internet isan’andro.